Ou suis je ?
Parole de Mariazy Sambatra lyrics
Jobily Weber
Paroles Jobily Weber Mariazy Sambatra
Vetivety loatra
izay niharahanareo hatrizay
nefa manja ilay fitiavana
mangirangirana ilay maso babo ery
ndeha hiaraka lalandava foana
mba ho tody soa sy volamena
amin'izay fitoana izay lahibe tikoa
mariazy indray no hiarahan-tsika
E! sambatra tokoa ianareo
tody tandrona
finaritra, koa ny fon-izy ireo
hitambatra ho iray
N'iza n'iza izay hanakana anao
fahasambarana jerena mba haharitra
mahereza tojo-javatra
izay nirina ho doria fo mifankatia
[ Merci à radio FM d'avoir ajouté ces paroles ]
» Corriger les paroles ?
LES DEDICACES POUR Jobily Weber
Par le GreatMaster
Aucun commentaire pour Jobily Weber ! Si tu veux etre le premier a mettre ton commentaire, tu peux le poster en utilisant le formulaire ci-dessous.
TOP 5 Musiques Jobily Weber
-
1
-
2
-
3
-
4
-
5
ILS EN PARLENT DANS LES FORUMS
Sois le premier a lancer un sujet sur Jobily Weber en cliquant ici !
FR
RSS









