Ou suis je ?
Paroles Jobily Weber Ry Raiko O lyrics

Paroles Jobily Weber Ry Raiko O

Ry Raiko O! misaotra anao izahay
ianao mandidy, izahay tsy mifidy
ny andro maminay, mitsingerina izao
fa mbola nomenao tombon'andro izahay
fa tsaroanay eto ireto adidy
ry ray fahasoavana mitahy anay
mba hahazohanay hery hiantsonay anaranao
ary koa ireo fianankaviana
arahaba soa, arahaba tsara
fa mandresy soa aman-tsara

Mbola ho avy ilay mazava
izay mitondra hery vao sy azavana be
mbola ho tonga ilay mazava
rao! omeo hery izahay hisy hazavana be
ry ray o! mba tazano izahay, ianao izay mijery mankalaza izao rehetra izao.


Na mangidy, na mitomany, zava-dehibe ilay tombonandro azonay isanandro, hira hoanao, hanjaka amin'izao tontolo izao

[ Merci à radio FM d'avoir ajouté ces paroles ]
» Corriger les paroles ?

Envoyer ta dédicace au sujet de Jobily Weber :




LES DEDICACES POUR Jobily Weber
  • Par le GreatMaster

    Aucun commentaire pour Jobily Weber ! Si tu veux etre le premier a mettre ton commentaire, tu peux le poster en utilisant le formulaire ci-dessous.

La suite de l'actu de Jobily Weber sur ton e-mail :

Voir aussi

ILS EN PARLENT DANS LES FORUMS
ENVOIE CES PAROLES À TES AMIS

LES FILS ACTU DE CET ARTISTE