Paroles Poopy

  • Mifona
  • Fanantenana
  • Sambatra
  • Efa Haiko
  • Kamo
  • Ndao Ary
  • Tsy Menatra

Les dédicaces pour Poopy :

  • fafah

    Date: 2012/10/17 14:35

    slt poopy!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!zah tena makafy be anao !!!sur bisooussss

  • anicha

    Date: 2012/08/07 10:06

    Slu POOPY!je sus tos nov ben toiso fa tsara tu es ma chanteuse prefre meci!

  • Narindra

    Date: 2012/07/01 21:50

    Slu POOPY!efa hatramzay ny nankafizanay ny hiranao.tohizo hatrany fa mahafinaritra!ina mo azafady ny titre nlay hira oe "mitadiava ianao mandritry ny fiainanao"?misaotra.possible ve oe manao concert aty morondava enao?betsaka ihany ny mankafy gadona tahaka ny anao fa tsy voatery oe kilalaka ihany ny aty na oe hira mafana hatrany.bye.bisou d manantena valiny mahafapo e!

  • lalah

    Date: 2012/06/17 14:14

    Salut Poopy Tena mankafy ny hiranao aho. Aty France aho izao dia mijery isan'andro ny you tube misy anao. Angamba tsara kokoa raha ampiana live tao amin'ny dom RTA. E; tsy afaka nijery dia mba alefaso e. Ok bye

  • MAHERY

    Date: 2012/06/10 15:39

    slt poopy!mipetraka aty morondava za d mbl 12 taona nefa tena mankafy b ny hiranao.dia tohizo fona ny fanaovana mozik eh

Visiter

Vous avez un site web ou un blog sur cet artiste / groupe ? Ajoutez-le ici !