Rossy
Artiste, Chanteur et Musicien (Francais)
Né le 29 avril 1907
Décédé le 26 septembre 1983 (à l'âge de 76 ans)
Difficile d'imaginer aujourd'hui à quel point Tino Rossi fut une star. Après des.. Lire la suite
Current Popular Music Of Madag02 Jan 2013
Sueño Infeliz29 Jun 2010
Gasy's Car 20 Mar 2008
Vous avez un site web ou un blog sur cet artiste / groupe ? Ajoutez-le ici !
Les dédicaces pour Rossy :
Date: 2012/09/18 13:29
aona zoky be ROSSY mba rahoviana indray vao misy st sylvestre eto @ tanana eh! (Dago)
Date: 2010/04/26 10:31
rossy j'aime vraiment ta music et ta façon de chanter mais j'aimerai vraiment te parlé
Date: 2010/01/14 19:46
misaotra any rosy manokana aho satria be ny zavatra vitanao na amizavakanto na amfitiavantanindraza na ka andriamanitra ny avo anie homba anao sy ny fianakavianao ry dada
Date: 2008/12/02 07:27
ny mozikanao kosa aloha tsara sady tsy lany manja mihitsy e! mahafinaritra foana fa tohizo e! za koa tena mirevy ny mozikanao foana e! de mba omeo an'ny tononkiran'le hoe "sitraka" za raha mba mety e! na ho an'izay manana e! fa toa oatran'ny tsisy mitsy ato o! merci beaucoup mba ilaiko amty mois de decembre ty raha mety!
Date: 2008/05/26 13:25
misaotra Rossy a! tena milay be ny fety antsonjombe ny 25 teo e! mbola mba miandry Antsahamanitra in-1 alohan'ny andehanana any an-dafy any e! de le hira mbola tsy nande no mba atao ndray e! joc